Entry | 1 mivalombalona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona 4 [1.13] miendrika onja madinika |
Explanations in French |
5 [1.13] ondulé |
Examples |
6 [2.499#] Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona. 7 [2.499#] Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! |
Root | 8 valombalona |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 mivalombalona, mivolambolana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |