Entry | 1 mivahovaho |
Root | 2 vahovaho |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka |
Explanations in French |
5 [1.3] trembler, parler difficilement |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mivahovaho, vohavohaim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |