|
|
|
|

Entry1  mitsirakaraka
Root  2  tsirakaraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakaraka ny volon' ny vehivavy taloha rehefa nisaona ny Mpanjaka [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Other spellings  8  mitsirakorako

Anagrams  9  mitsikarakara, mitsirakaraka

Updated on 2023/01/20