Entry | 1 mitsimoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro 4 [1.13] mitsiry |
Explanations in French |
5 [1.13] bourgeonner, germer |
Examples |
6 [2.472] Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: |
Vocabulary |
7 Botany: (in general) |
Root | 8 tsimoka |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mitsimoka |
Anagrams | 13 mamotsiky, mitsimoka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |