Entry | 1 mitsiky |
Root | 2 tsiky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly [1.1] |
Explanations in English |
5 to smile [1.7] |
Explanations in French |
6 sourire [1.8] |
Examples |
7 Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa mitsiky kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony. [2.324] 8 Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na nitsiky kely akory toy ny fanaony. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitsiky |
Updated on 2023/01/20 |