|
|
|
|

Entry1  mitsetaka
Root  2  tsetaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita
5  Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/05