|
|
|
|

Entry1  mitsatotsatoka
Root  2  tsatotsatoka
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio. [2.472#]
5  Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena. [2.499#]

Updated on 2023/01/20