|
|
|
|

Entry1  mitsahatra
Root  2  tsahatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo.
Explanations in French  5  [1.3] Cesser, s’arrêter, se reposer
figuré: se retirer sans rien obtenir
Examples  6  [2.117] Baikoina hijanona izy dia mitsahatra.
7  [2.558] Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona.
8  [2.470] hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mitsahatra

Anagrams  19  mahatsitra, mitsahatra

Updated on 2025/01/21