|
|
|
|

Entry1  mitovy saranga
Elementary words  2  mitovy, saranga
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1]
Explanations in English  5  of equal rank [1.7]
Explanations in French  6  de rang égal [1.8]

Updated on 2023/04/16