Entry | 1 mitoreo |
Root | 2 toreo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao feo mitaraindraina, mampahonena 5 Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1#734] |
Explanations in English |
6 to chirp. Used only of birds [1.2#667] |
Explanations in French |
7 gazouiller 8 demander avec insistance, de manière à exciter la compassion [1.3#731] |
Morphology |
|
Updated on 2024/09/16 |