Entry | 1 mitondra kabary |
Elementary words | 2 mitondra, kabary |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza iraka milaza amin' ny vahoaka ny tenim-panjakana 5 ilazana koa ny olona mandranto ady sy mila tonony any amin' ny hafa [1.1] |
Updated on 2023/05/23 |