Entry | 1 mitetika |
Root | 2 tetika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena 5 Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra 6 Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany [1.1] 7 mandidy na manapatapaka madinika [1.13] |
Explanations in French |
8 couper en petits morceaux [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mikendry, mikasa |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitetika |
Updated on 2023/01/20 |