Entry | 1 mitandahatra |
Root | 2 tandahatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Nilahatra lava mitandavana: Arý misy trano telopolo mitandahatra [1.1] |
Explanations in English |
5 to line up, to stand in line [1.7] |
Explanations in French |
6 s'aligner, se mettre en queue [1.8] |
Examples |
7 Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2022/09/14 |