|
|
|
|

Entry1  mitambezo
Root  2  tambezo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2023/01/05