|
|
|
|

Entry1  mitalaho
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay
Explanations in English  4  [1.7] to entreat, to beg earnestly
Explanations in French  5  [1.8] prier, supplier
Root  6  talaho
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  itolaham, mitalaho, motalahy, talahoim

Updated on 2025/01/21