|
|
|
|

Entry1  mitaiza kely
Elementary words  2  mitaiza, kely
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny vehivavy mitaiza zaza mbola minono [1.1]
Examples  5  mitaiza kely aiza ianao, hoy ilay olona, zaza efa handeha ve ho taiza -- fito volana I Solo tamin' izay -- ! [2.472]

Updated on 2023/06/13