|
|
|
|

Entry1  misasasasa
Root  2  sasasasa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany [1.1]
Explanations in French  5  produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [1.3]
Explanations in Italian  6  stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono)
7  tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere) [1.18]
Examples  8  ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [2.356]
9  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]
Vocabulary  10  Sound
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :

Updated on 2023/01/20