Entry | 1 misary zoro |
Elementary words | 2 misary, zoro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody 5 ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [1.1] |
Explanations in French |
6 chercher un coin pour pondre (se dit des poules) 7 chercher à s'introduire, à se faufiler [1.3#581] 8 Chercher à se faufiler, comme la poule qui cherche un coin pour pondre. Chercher un endroit caché pour voler [2.415#5012] |
Updated on 2023/12/26 |