|
|
|
|

Entry1  misaraka tsy misy maratra
Root  2  saraka, tsy, isy, ratra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny fisarahana vita fifanarahana ka samy tsy misy voakasika na ny andaniny na ny ankilany

Updated on 2024/12/07