|
|
|
|

Entry1  misangisangy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra
Explanations in English  4  [1.7] to fool around; to tease
Explanations in French  5  [1.8] badiner; taquiner
Root  6  sangisangy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  misangy

Updated on 2024/12/10