|
|
|
|

Entry1  misahotaka (sahotaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay [1.1]
4  Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  mahatosika, misahotaka

Updated on 2023/01/05