Entry | 1 misafofoka |
Root | 2 safofoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera 5 Voan' ny aretin-tampoka [1.1] |
Explanations in French |
6 Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556] |
Examples |
7 Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#] |
Vocabulary |
8 Health |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/26 |