|
|
|
|

Entry1  mirohotra
Root  2  rohotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1#712] miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery
Explanations in French  5  [1.3#543] aller ensemble, aller en foule
Examples  6  [2.356#] Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana.
7  [1.353#] Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanĂ na miantsa koa.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  mirohitra
Analogs  13  misesika, mibosesika, miridana, manao dia be, manao rodom-be, manao tsy omby aloha, manao rano vaky, mifanitsa-kitro

Updated on 2024/12/12