|
|
|
|

Entry1  mirihana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay
Misy ngorodona
Examples  4  [2.472] Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja.
Root  5  rihana

Anagrams  6  amihiran, hamarini, hamariny, hamirany, haniriam, himirana, marihina, mirihana, namihira, nihariam, niraiham

Updated on 2025/01/21