Entry | 1 miranirany |
Root | 2 ranirany |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany [1.1] |
Explanations in English |
5 long and sharp, as the blade of a knife or a razor. [1.2] |
Examples |
6 Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany. [2.470] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word miranirany |
Updated on 2023/01/05 |