Entry | 1 mirahalahy |
Root | 2 rahalahy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
5 to be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2] 6 who are brothers [1.7] |
Explanations in French |
7 être frères (entre hommes) [1.54] 8 qui sont frères [1.8] |
Examples |
9 Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna [2.324] 10 Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy [2.470] 11 Iny no fara fihaonanay mirahalahy [2.472] |
Vocabulary |
12 Relationships: family |
Titles |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mirahalahy |
Updated on 2023/01/20 |