Entry | 1 miposaka |
Root | 2 posaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra 5 Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao 6 Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny [1.1] |
Explanations in English |
7 to appear; to rise (of the sun) [1.7] |
Explanations in French |
8 apparaître; se lever (en parlant du soleil) [1.8] |
Examples |
9 Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka; [2.470] |
Vocabulary |
10 Astronomy |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word miposaka |
Anagrams | 16 mipasoka, miposaka, mpisaoka, mpisoaka |
Updated on 2023/01/20 |