|
|
|
|

Entry1  mipololotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo)
Examples  4  [2.470] Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
Root  5  pololotra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11