Entry | 1 mipoapoaka |
Root | 2 poapoaka |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra. [2.470] 5 ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. [1.38] |
Morphology |
|
Updated on 2020/07/31 |