|
|
|
|

Entry1  mipepo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity
Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho
Explanations in English  4  [1.2] to be hollow
Examples  5  [2.470] izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo
Root  6  pepo
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Titles  11  Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' (Ramangamalefaka (Ramandiamanana Alfred))

Anagrams  12  mipepo, pepoim

Updated on 2025/04/19