|
|
|
|

Entry1  mimpirina
Root  2  ampirina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [1.1]
Examples  5  Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20