|
|
|
|

Entry1  mimeka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] maika, maikamaika: Leha mimeka manao soa ko tsa enem-beloma, dia koa olo manoa fampaña (Raha maikamaika ny manao soa dia tsy mahazo sitraka, toa olona mandrondana tevana)

Anagrams  4  kemaim, mameky, mimeka

Updated on 2025/01/21