Entry | 1 mimamà |
Root | 2 mam |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitrentrena, mitrena matetika 5 Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1] |
Explanations in English |
6 to low (of cattle) [1.7] |
Explanations in French |
7 meugler, beugler (du boeuf) [1.8] |
Examples |
8 mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996] |
Vocabulary |
9 Sound 10 Zoology: (in general) |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mimamà |
Updated on 2023/01/20 |