|
|
|
|

Entry1  milonjehitra
Root  2  lonjehitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
5  Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila [1.1]
Explanations in French  6  ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade [1.3]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20