Entry | 1 milona |
Root | 2 lona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana 5 Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy 6 Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1] |
Explanations in English |
7 to be soaked, to be steeped [1.7] |
Explanations in French |
8 être trempé, mis à tremper [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word milona |
Anagrams | 14 lamino, manilo, milaño, milona |
Updated on 2023/01/20 |