Entry |
miloaka
(loaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misy loaka na lavaka Maninteraka [1.1]
|
Explanations in English | To have a hole in it [1.7]
|
Explanations in French | être percé, troué [1.3, 1.8]
|
| Ouvrir la bouche pour parler: vao niloa-bava izahay, vao niloaka ny vavanay, dia tonga izy (à peine nous avions ouvert la bouche pour parler qu’il est arrivé [1.3]
|
Morphology |
Present : |
miloaka,
miloakan' |
Past : |
niloaka,
niloakan' |
Future : |
hiloaka,
hiloakan' |
Imperative : |
miloaha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|