|
|
|
|

Entry1  milanja orona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny olona miavona sy lasa mirintona noho ny hatezerana ka miandranandrana
Elementary words  4  milanja, orona
Synonyms  5  milanja loha

Updated on 2024/12/10