|
|
|
|

Entry1  milanja am-betraka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony
Elementary words  4  milanja, ambetraka

Updated on 2024/12/07