Entry | 1 mikotrika |
Root | 2 kotrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony 5 Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona 6 Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1] |
Explanations in English |
7 to sit on eggs [1.7] |
Explanations in French |
8 couver des oeufs [1.8] |
Vocabulary |
9 Zoology: (in general) 10 Economy: breeding, farming |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mikotrika |
Anagrams | 17 mikitroka, mikotrika |
Updated on 2023/01/20 |