|
|
|
|

Entry1  mikondroake
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] maratra eo ampikorisàna (ratra azo amin'ny fianjerana mikorisa): Mikondroake ny kihokihonao

Updated on 2024/12/07