|
|
|
|

Entry1  mikoke
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  miantso vonjy, miantso mafy, mitabataban'antso: Tsa mba handraena olo koa ny koke leha ny fe ro hazan'ny voae (Tsy mba olon-kafa intsony no andrasana iantso vonjy rehefa ny fen'ny tena no voarambin'ny voay) [Betsileo] [1.78]

Updated on 2020/07/31