|
|
|
|

Entry1  mikisaka (kisaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady [1.1]
4  Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity [1.1]
5  Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha [1.1]
6  Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  mikasika, mikisaka

Updated on 2023/01/20