|
|
|
|

Entry1  mikasika (kasika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mampandalo ny tanana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io [1.1]
4  Misafosafo, mandalo eo amin' ny...: Nikasika ny tendron' orony ny vato [1.1]
5  Tonga: Efa nikasika ny faritanin' ny Sakalava izahay vao nahazo aina [1.1]
6  Miraharaha, mandray anjara amin' ny...: Soa ihany fa tsy nikasika io raharaha io aho [1.1]
7  Momba: Mikasika ny politika ankapobeny ny resaka nataonay [1.1]
Explanations in English  8  To touch in passing [1.2#320]
9  Fig.: to allude to, to hint at [1.2#320]
Explanations in French  10  Toucher: Aza mikasika ahy (Ne me touchez pas) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne touchez pas ce qu'on ne doit pas toucher) [1.3]
11  Effleurer: Nikasika ny ravin-tsofiny ny bala (La balle effleura son oreille) [1.3]
12  Atteindre: Efa nikasika ny tanin' ny Betsileo izahay vao niverina (Lorsque nous eûmes atteint le pays des Betsileos, nous revinmes) [1.3]
13  S'occuper, se mêler: Aza mikasika izany raharaha izany (Ne vous occupez pas de cette affaire) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne vous mêlez pas de ce qui ne vous regarde pas, de ce que vous ne savez pas) [1.3]
14  Concerner: Mikasika ny fivavahana (Cela concerne la religion) [1.3]
15  Regarder: Mikasika anao izany raharaha izany (Cette affaire vous regarde) [1.3]
16  Fréquenter [1.3]
17  Toucher [1.8, 1.5]
18  Toucher en passant [1.8]
19  Mentionner en parlant ou en écrivant [1.8]
Examples  20  Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho. [2.324]
21  Marina fa tsy nikasika ny mponina rehetra izany. [2.472]
22  tsy mahazo mikasika ny faty, na ray, na reny, na vady, na zanaka: raha maty dia tsy mahazo mikasika azy [2.48]
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :
Compound words 
Proverbs  28  Proverbs containing the word mikasika

Anagrams  29  mikasika, mikisaka

Updated on 2023/01/20