Entry | 1 mikaretsaka |
Root | 2 karetsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao 5 Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy 6 Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io 7 Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1] |
Explanations in English |
8 to pass or move rapidly [1.7] |
Explanations in French |
9 passer rapidement, s'élancer [1.8] |
Vocabulary |
10 Motion |
Morphology |
|
Anagrams | 15 mikaratsake, mikaretsaka |
Updated on 2023/01/20 |