Entry | 1 mikarepoka |
Root | 2 karepoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina 5 Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao 6 Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mikarepoka, mikorepaka |
Updated on 2023/01/20 |