Entry | 1 mikaka |
Root | 2 kaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [Tanala]
[1.78] 5 misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony. 6 Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |