|
|
|
|

Entry1  mijononoka
Root  2  jononoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana
Explanations in English  5  [1.7] to flow abundantly but silently
Explanations in French  6  [1.3#300] couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes
7  [1.8] couler abondamment et doucement
Examples  8  mijononoka moramora ny orana avy hariva [2.1046]
9  Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra [2.324]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Updated on 2024/12/11