Entry | 1 miilika |
Root | 2 ilika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitangorona, midodododo misisika: Miilika aty aminay ny fakonareo ka tsy manaiky izahay. / Miilika eo aminay daholo ireo zana-kavanay ka sahirana izahay [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |