|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihorika (horika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [1.1]
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :

Entry (2/2)8  mihorika
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [Sihanaka] [1.78]

Updated on 2023/01/05