|
|
|
|

Entry1  mihidy
Root  2  hidy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady
Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe
Explanations in English  5  [1.7] to be locked
Explanations in French  6  [1.8] être fermé à clé, être fermé
Examples  7  [2.471] Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy
8  [2.472] Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mihidy

Anagrams  17  hidimy, midihy, mihidy

Updated on 2025/01/21